Fanampiana amin’ny fandalinana
Fiainana Talohan’ny Fiainana An-tany


Fiainana Talohan’ny Fiainana An-tany

Ny fiainana talohan’ny fiainana teto an-tany. Niaina niaraka tamin’ Andriamanitra tamin’ny maha-fanahy zanany azy ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra talohan’ny niaviany teto an-tany ho olona mety maty. Antsoina hoe ny toetra voalohany izany indraindray (Abr. 3:26).