Fanampiana amin’ny fandalinana
Fisoronana


Fisoronana

Ny fahefana sy hery izay omen’ Andriamanitra ny olona hiasana amin’ny zavatra rehetra ho an’ny famonjena ny olona (F&F 50:26–27). Ireo mpikambana lehilahy ao amin’ny Fiangonana izay mihazona ny fisoronana dia voalamina ho kôlejy ary nomena lalana hanatanteraka ireo ôrdônansy sy ireo asa momba ny fitantanan-draharaha sasany ao amin’ny Fiangonana.