Fanampiana amin’ny fandalinana
Asa fanompoana


Asa fanompoana

Fikarakarana na asa atao ho tombontsoan’ Andriamanitra sy ny hafa. Rehefa manompo ny hafa isika dia manompo an’ Andriamanitra koa.