Fanampiana amin’ny fandalinana
Famantaran’ireo Fotoana


Famantaran’ireo Fotoana

Zava-mitranga na zavatra iainana izay ampisehoan’ Andriamanitra amin’ny olona fa misy zava-dehibe amin’ny asany efa nitranga na hitranga tsy ho ela. Famantarana maro ny amin’ny Fiavian’ny Mpamonjy Fanindroany no efa naminaniana amin’ny andro farany. Izany famantarana izany dia manampy ny olona mahatoky hahafantatra ny drafitr’ Andriamanitra sy hahazo fampitandremana ary hiomana.