Fanampiana amin’ny fandalinana
Ady


Ady

Fifanandrinana na fifanoherana mitam-piadiana; ady ampiasana fitaovam-piadiana. Ny hany ady eken’ny Tompo dia ny ady izay vahaolana farany ananan’ny olomasiny hiarovana ny ankohonany, ny fananany, ny zony, ny tombontsoany ary ny fahafahany (Almà 43:9, 45–47).