Ny soratra masina
Pejin-dohateny


Ny
Voahangy
Lafo Vidy

Nofantenana avy tamin’ireo fanambarana,
dikanteny ary
fitantaran’i Joseph Smith
Mpaminany Voalohany, Mpahita ary Mpanambara
ho an’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy
ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany

Navoakan’
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany

Salt Lake City, Utah, Etazonia