2009
Liahona, Ôktôbra 2009
Ôktôbra 2009


Liahona, Ôktôbra 2009

Tadiavo raha hitanao ilay peratra Fidio Ny Tsara (FNT) Fijiana, izay nafenina ao amin’ity laharana ity. Fidio ilay pejy tena izy!

Eo amin’ny fonony Eo anoloana: Sary nalain’i Matthew Reier. Aoriana: Rindrina ao amin’ny Tempolin’i Los Angeles Californie; sarin’ny varavaran’ny Tempolin’i Panama, Panama City nalain’i Matthew Reier; sary tsy azo adika.

Fonon’Ilay Namana

Sary nataon’i Craig Stapley.