2016
Sary: Alaivo sary an-tsaina hoe trano iray naverina naorina ny tenanao
October 2016


Sary

Alaivo sary an-tsaina hoe trano iray naverina naorina ny tenanao

Sary
imagine yourself rebuilt

“Mety hahatsapa ianao fa rava tanteraka ny fiainanao. … Afaka manorina antsika indray ary hanorina antsika indray ny Raintsika any An-danitra be fitiavana. Ny drafiny dia ny hanorina antsika ho lasa tsara lavitra kokoa noho isika teo aloha—tsara lavitra kokoa noho izay azontsika heverina.”

Filoha Dieter F. Uchtdorf, Mpanolotsaina Faharoa ao amin’ny Fiadidiana Voalohany, fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aprily 2016

Sarina fiangonana © Art Konovalov, nampiasaina rehefa nahazoana fahazoan-dalana avy amin’ny Shutterstock.com; sarin’i Dresde © AFP/Getty Images; sary nataon’i David Stoker