Momba ireo gazetibokin’ny Fiangonana
Safidy ho an’ny endrika nomerika
Safidy ho an’ny endrika nomerika


“Safidy ho an’ny endrika nomerika,” jan. 2021

Safidy ho an’ny endrika nomerika

Sary
vato fisaka

Ato no ahafahanao mahita ireo gazetibokin’ny Fiangonana amin’ny endrika nomerika:

Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony: Ny Liahona vaovao dia hisy votoatiny amin’ny endrika nomerika ihany ankoatra ny gazetiboky vita printy sy amin’ny internet. Afaka mahita votoatiny natokana ho azy ireo manokana ny tanora ao amin’ny Liahona sy ao amin’ny lahatsoratra avoaka Ho an’ny tanora - Isan-kerinandro na ao amin’ny ChurchofJesusChrist.org na ny application Médiathèque.

Zatovo: Ilay Ho zatovo mahery! vaovao dia hisy votoatiny amin’ny endrika nomerika ihany ho an’ny tanoran’ny Fiangonana. Izany dia mety ho hita ao amin’ny ChurchofJesusChrist.org na ny application Médiathèque. Ahitana votoatiny misimisy kokoa ho an’ny zatovo ao amin’ny application Vivre l’évangile.

Ankizy: Ilay Namana vaovao dia hisy votoatiny amin’ny endrika nomerika ihany ho an’ny ankizin’ny Fiangonana. Izany dia mety ho hita ao amin’ny ChurchofJesusChrist.org na ny application Médiathèque.