Horonan-tsary sy sary
Mamantatra fahamarinana


Mamantatra fahamarinana

Faly amintsika ny Ray any An-danitra rehefa mikatsaka ny hahafantatra fahamarinana isika. Tiany ny mampianatra antsika andalan-tsoratra anampy andalan-tsoratra, fitsipika anampy fitsipika.