Namana
Ireo Efamira mamintina ny fihaonambe
martsa 2024


“Ireo Efamira mamintina ny fihaonambe,” Namana, martsa 2024, 12.

Zavatra mahafinaritra

Ireo Efamira mamintina ny fihaonambe

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Bryan Beach

Amin’io volana ho avy io ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany! Inty misy sahanasa atao rehefa mihaino ianao. Rehefa miresaka lohahevitra iray ny mpandahateny iray, dia sarony zavatra kely ilay efamira. Miezaha mandrakotra efatra misesy. Avy eo dia miezaha mandrakotra ny efamira rehetra!

  • Batisa

  • Didy

  • Finoana

  • Fianakaviana

  • Fahasambarana

  • Toerana malalaka hanaovan-javatra

  • Fitiavana

  • Misiônera

  • Vavaka

  • Fisoronana

  • Mpaminany

  • Fanasan’ny Tompo

  • Fitsanganana amin’ny maty

  • Soratra masina

  • Asa fanompoana

  • Tempoly

Mitadiava 4 misesy ary mitenana hoe: “Fihaonambe!”