2010
Manamafy Orina ny Fijoroanao ho Vavolombelona
Janoary 2010


Ho an’ny Tanora

Manamafy Orina ny Fijoroanao ho Vavolombelona

Ataovy ity fitsapa-pahaizana ity mba hanampy anao hieritreritra hoe manao ahoana ny fanamafisanao orina ny fijoroanao ho vavolombelona:

  • Moa ve aho maniry ny hino?

  • Moa ve aho mifady hanina sy mivavaka mba hahazoana fijoroana ho vavolombelona matanjaka kokoa?

  • Moa ve aho mamaky sy misaintsaina ny soratra masina isan’andro?

  • Moa ve aho miezaka ny mitandrina ny didy isan’andro?

  • Moa ve aho miezaka ny manaraka ny bitsiky ny Fanahy Masina?

  • Moa ve aho mijoro ho vavolombelona rehefa tsapako fa tokony hanao izany?