2010
Fototra Mafy orina
Febroary 2010


Ho an’ny Ankizy

Fototra Mafy orina

Ny Filoha Thomas S. Monson dia nilaza fa mila manorina “fijoroana ho vavolombelona mafy orina momba ny fahamarinana” isika. Ny iray amin’ireo fomba tena tsara indrindra hanaovana izany dia ny famakiana ny soratra masina. Jereo iretsy andininy etsy ambany iretsy. Manorata zavatra iray nianaranao tao anatin’ny andininy tsirairay izay manampy ny fijoroanao ho vavolombelona mba hatanjaka kokoa.

Môrmôna 7:5

Fanekem-pinoana 1:10

Môrônia 10:5

F&F 11:12

Môrônia 7:41

F&F 1:37

Efesiana 6:11