2015
Manaraha ilay Hazavana
Desambra 2015


Ho an’ny ankizy

Manaraha ilay Hazavana

Taorian’ny nahaterahan’i Jesoa dia nitondra fanomezana ho Azy ireo Magy. Nanaraka kintana vaovao sady mamirapiratra iray izy ireo mba hahitana Azy. Inona ireo fanomezana izay azonao homena an’i Jesoa amin’ity Krismasy ity?