2017
Ireo fotoana tsara sy ratsy eo amin’ny Fiainana
August 2017


Ankizy

Fotoana mahafaly sy mampalahelo

Misy fotoana izay tsy dia mahafaly ao anatin’ny andro sasany. Ary tsy maninona izany. Afaka manampy anao hiaritra ao anatin’izany i Jesoa.

Manaova sarin’endrika miketrona. Ahoana no ahafahan’i Jesoa manampy anao rehefa malahelo ianao? Manaova sarin’endrika mitsiky. Ahoana no ahafahan’i Jesoa manampy anao ho faly?