Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Deoteronomia 10


DJS, Deoteronomia 10:2. Ampitahao amin’ny Deoteronomia 10:2

Teo amin’ireo vato fisaka voalohany no nambaran’ Andriamanitra ny fanekempihavanana maharitra mandrakizain’ny fisoronana masina.

2 Dia hosoratako eo amin’ireo vato fisaka ny teny izay teo amin’ny vato fisaka voalohany, izay novakivakinao, afa-tsy ny tenin’ny fanekempihavanana maharitra mandrakizain’ny fisoronana masina, ka hapetrakao ao amin’ny fiara ireo.