Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Eksodosy 32


DJS, Eksodosy 32:14. Ampitahao amin’ny Eksodosy 32:14

Tsy handringana an’ireo Isiraelita izay mibebaka ny Tompo.

14 Ary hoy ny Tompo tamin’i Mosesy: Raha mibebaka amin’ny faharatsiana nataony izy ireo dia tsy handringana azy ireo aho ary hoesoriko ny fahatezerako mirehitra, saingy indro hotsarainao ireo rehetra izay tsy mibebaka amin’ity faharatsiana ity anio. Noho izany, ataovy io zavatra asaiko ataonao io, raha tsy izany dia hotanterahiko ny zavatra rehetra noeritreretiko hatao amin’ny oloko.