Fanampiana amin’ny fandalinana
Teny fanolorana


Sarintanin’ny toerana manan-tantara ho an’ny Fiangonana

Ireto sarintany manaraka ireto dia mety hanampy anao hahalala bebe kokoa ny tantaran’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany tany am-piandohany, ary koa ireo soratra masina nambara tamin’ny alalan’ny Mpaminany Joseph Smith sy ireo mpandimby azy. Amin’ny fahafantarana ny jeôgrafian’ireo tany resahina ao amin’ny soratra masina, dia hahatakatra bebe kokoa ireo zava-mitranga ao amin’ny soratra masina ianao.