Fanampiana amin’ny fandalinana
6. Ny Dian’ny Fiangonana Miankandrefana


6. Ny Dian’ny Fiangonana Miankandrefana

Sary
Sarintanin’ny tantaran’ny Fiangonana 6

Ava.

Kanada

New York

Faritanin’i Oregon

Faritanin’ny Indiàna

Fayette

New York City

Renirano Snake

Fort Hall

Fort Bridger

Renirano North Platte

Ranomasimbe Pasifika

Fort Laramie

Winter Quarters

Iowa

Pennsylvania

4 feb. 1846 Fanombohan’ny dian’ny sambo Brooklyn

Council Bluffs

Illinois

Indiana

Kirtland

San Francisco

Lalan’i California

Great Salt Lake

Salt Lake City

Renirano South Platte

Nauvoo

Philadelphia

Fort Leavenworth

Far West

Ohio

Washington, D.C.

Ranomasimbe Atlantika

Sacramento

Quincy

Liberty

California

Mexico

Pueblo

Renirano Arkansas

Independence

Tonga tao Yerba Buena (San Francisco) ny sambo Brooklyn ny 31 jolay 1846

Los Angeles

Missouri

Santa Fe

Renirano Canadian

Faritanin’ny Indiàna

San Bernardino

Misionan’i San Luis Rey

Renirano Gila

Rio Grande

Renirano Pecos

San Diego

Tucson

Maribolana

Lalan’ny andia-miaramila Môrmôna

Lalan’ny Olomasina miankandrefana

Lalan’ny sambo Brooklyn

Kilaometatra

0 150 300 450 600

A B D E F G H I

1 2 3 4

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

11

12

13

14

15

  1. Fayette Nandao an’i Fayette hankany Kirtland, Ohio, ny Mpaminany Joseph Smith, ny volana janoary 1831. Nanaraka ireo sampana telo tao New York (Fayette, Colesville, sy Manchester) ny volana aprily sy mey 1831 noho ny fandidian’ny Tompo azy ireo hiangona (jereo F&F 37–38).

  2. Kirtland Tany Kirtland nanomboka 1831 ka hatramin’ny 1838 ny foiben’ny Fiangonana tamin’ny voalohany.

  3. Independence Ny Tompo dia nanambara an’i Independence (ao amin’ny Fivondronan’i Jackson, Missouri) ho ny ivon-toeran’i Ziona, ny volana jolay 1831 (jereo F&F 57:3). Noroahin’ireo mpihetraketraka hiala tao amin’ny Fivondronan’i Jackson ny Olomasina ny nôvambra 1833.

  4. Liberty Niangona tao amin’ny Fivondronan’i Clay ireo Olomasina avy ao amin’ny Fivondronan’i Jackson ny taona 1833 ka hatramin’ny taona 1836, fotoana izay nangatahana azy ireo hifindra indray. Nogadraina tsy ara-drariny tao nanomboka ny volana desambra1838 ka hatramin’ny volana aprily 1839 ny Mpaminany Joseph Smith sy ny dimy hafa.

  5. Far West Natsangana tao ny toeram-pialokalofana iray ho an’ny Olomasina tamin’ny 1836–1838. Foiben’ny fiangonana izany tamin’ny taona 1838. Noterena handositra any Illinois ny Olomasina tamin’ny taona 1838–1839.

  6. Nauvoo Foiben’ny Fiangonana tamin’ny taona 1839–1846. Niankandrefana ny Olomasina taorian’ny namonoana maritiora ny Mpaminany sy i Hyrum rahalahiny.

  7. Council Bluffs Tonga tao ireo mpisava lalana ny volana jona 1846. Nanainga ny 21 jolay 1846 teo ambany fitarihan’i James Allen ireo mpikambana ao amin’ny Andia-miaramila Môrmôna.

  8. Winter Quarters Foiben’ny Fiangonana tamin’ny taona 1846–1848. Nanainga ho any andrefana ny andiany mpialoha lalana teo ambany fitarihan’ny Filoha Brigham Young ny volana aprily 1847.

  9. Fort Leavenworth Nomena fiadiana tao ny Andia-miaramila Môrmôna talohan’ny nanombohany ny dia miankandrefana ny volana aogositra 1846.

  10. Santa Fe Nifehy ny Andia-miaramila Môrmôna i Philip Cooke raha izy ireo niala avy tao ny 19 ôktôbra 1846.

  11. Pueblo Nodidina hiala sasatra tao Pueblo ireo antoko miaramila telo avy amin’ny Andia-miaramila Môrmôna izay narary, ka tao no nandaniany ny ririnin’ny taona 1846–1847, niaraka tamin’ireo Olomasina avy any Mississippi. Niditra tao amin’ny Lohasahan’i Salt Lake izy ireo ny volana jolay 1847.

  12. San Diego Tao no nahataperan’ny Andia-miaramila Môrmôna ny dia an-tongotra mirefy 3200 kilaometatra, ny 29 janoary 1847.

  13. Los Angeles Tao no nafahana tamin’ny raharaha miaramila ny Andia-miaramila Môrmôna ny 16 jolay 1847.

  14. Sacramento Niasa tao sy tao amin’ny fitotoam-boan’i Sutter atsinanana kokoa eo amin’ny Renirano American ireo mpikambana sasany tao amin’ny andia-miaramila. Teo izy ireo tamin’ny fotoana nahitana volamena tamin’ny janoary 1848.

  15. Salt Lake City Foiben’ny Fiangonana nanomboka 1847 ka hatramin’izao fotoana izao. Tonga tao amin’ny Lohasahan’i Salt Lake i Brigham Young ny 24 jolay 1847.