2013
Afaka ho tonga Fahazavana ho an’ny Hafa Aho
Febroary 2013


Ho an’ny Ankizy

Afaka ho tonga Fahazavana ho an’ny Hafa Aho

Nilaza ny Filoha Uchtdorf fa mba hahafahana ho tonga fahazavana ho an’ny hafa, dia tokony ho “feno fifaliana sy fahamarinan-toetra ary hatsaram-panahy” ny teny ampiasaintsika. Ny teny ampiasaintsika dia tokony ho feno fifaliana sy fahamarinan-toetra ary hatsaram-panahy. Inona no azonao atao na lazaina mba ho tonga fahazavana ho an’ny hafa? Afaka manoratra zavatra dimy mahafinaritra ao anatin’ny diarinao ianao izay eritreretinao holazaina amin’ny olona ao amin’ny fianakaviana na amin’ny namana.