Liahona
Inona no atao hoe vavaka?
Aprily 2024


“Inona no atao hoe vavaka?” Namana, Aprily 2024, 46– 47.

Hafatra isam-bolana ao amin’ny Namana, aprily 2024

Inona no atao hoe vavaka?

Sary
Ankizivavy mivavaka eo akaikin’ny fandriana

Sary nataon’i Apryl Stott

Ny vavaka no fomba iresahantsika amin’ny Ray any An-danitra.

Sary
Zazalahy mivavaka eo amin’ny kianja filalaovana

Afaka mivavaka isika amin’ny fotoana rehetra, na aiza na aiza. Hahare antsika foana ny Ray any An-danitra.

Sary
Zazalahy mivavaka ao amin’ny Kilonga

Mampiasa teny izay maneho fitiavana sy fanajana isika rehefa mivavaka.

Sary
Ankizilahy mivavaka miaraka amin’ny fianakaviana

Misaotra ny Ray any An-danitra isika noho ireo fitahiana azontsika. Ary afaka mangataka fanampiana Aminy isika.

Sary
Ankizivavy mivavaka eo am-pandriana

Afaka mahatsapa ny fitiavan’ny Ray any An-danitra aho isaky ny mivavaka!

Pejy holokoina

Afaka mivavaka amin’ny Ray any An-danitra aho

Sary
alt text here

Sary nataon’i Adam Koford

Inona no zavatra ivavahanao?