Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 1 Jaona 2:1


DJS, 1 Jaona 2:1. Ampitahao amin’ny 1 Jaona 2:1

Kristy no mpisolovava antsika ao amin’ny Ray raha mibebaka isika.

1 Rankizy madiniko, izany zavatra izany no soratako aminareo mba tsy hanotanareo. Fa raha misy olona manota ka mibebaka, dia manana mpisolovava ao amin’ny Ray isika, dia i Jesoa Kristy, ilay marina;