Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 1 Jaona 4


DJS, 1 Jaona 4:12. Ampitahao amin’ny 1 Jaona 4:12

Ny olona mino an’ Andriamanitra ihany no afaka hahita Azy.

12 Tsy misy olona nahita an’ Andriamanitra na oviana na oviana, afa-tsy ireo izay mino. Raha mifankatia isika dia mitoetra ao amintsika Andriamanitra, ary ny fitiavany dia tanteraka ao amintsika.