Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 1 Petera 4


DJS, 1 Petera 4:6. Ampitahao amin’ny 1 Petera 4:6

Ny filazantsara dia notoriana tamin’ireo izay maty.

6 Noho izao no nitoriana ny filazantsara tamin’izay maty aza, mba ho azo tsaraina araka ny olona ao amin’ny nofo izy, fa ho velona ao amin’ny fanahy araka ny sitrapon’ Andriamanitra.

DJS, 1 Petera 4:8. Ampitahao amin’ny 1 Petera 4:8

Misakana antsika tsy hanota ny fiantrana.

8 Ary mihoatra noho ny zava-drehetra dia aoka hafana fo amin’ny fiantrana eo anivonareo ianareo; fa ny fiantrana dia misakana ota sesehena.