2016
Fanambarana misiôna vaovao
Mey 2016


Fanambarana misiôna vaovao

Nisy misiôna telo vaovao naorina ka ny roa any Afrika ary ny anankiray any Azia. Ny Misiônan’i Mbuji-Mayi Repoblika Demôkratikan’i Congo sy ny Misiônan’i Owerri Nigéria ary ny Misiônan’i Hanoi Vietnam izy ireo. Ireo misiôna vaovao tsirairay ireo dia haorina amin’ny alalan’ny fanamboarana ny sisintanin’ireo misiôna efa misy ary ho vonona ny hiasa ny 1 jolay 2016 na alohan’izany.