2016
Mpamaky lay koa ianao!
Jolay 2016


Ho an’ny ankizy

Mpamaky lay koa ianao!

Ny mpamaky lay dia olona manomana ny lalana mba harahin’ireo olona hafa.

Ataovy sary ny iray amin’ireo razambenao na tadiavo ny sariny. Afaka mahita tantara mikasika ny fomba nanomanan’izy ireo ny lalana mba harahinao ve ianao? Manorata fomba roa ahafahanao ho mpamaky lay amin’izao fotoana izao. Afaka mizara ny hevitrao ianao mandritra ny takarivan’ny mpianakavy manaraka ataonareo!