2012
Miomàna Hizara
Septambra 2012


Ho an’ny Ankizy

Miomàna Hizara

Ny Filoha Eyring dia nilaza fa fomba iray manan-danja hiomanana hizara ny filazantsara ny famenoana ny saintsika amin’ny fahamarinan’ny filazantsara. Inona ireo zavatra sasany azonao atao mba hiomanana hizara?