2013
Fomba Maro Hilazana hoe Misaotra
Aogositra 2013


Ho an’ny Ankizy

Fomba Maro Hilazana hoe Misaotra

“Ireo ankizy maneran-tany,

Dia mivavaka amin’ ny Ray hatrany.

Misaotra Anao, amin’ ny fiteniny avy.” 

“Children All Over the World,” Children’s Songbook, 16.

Mampiasà sarintany mba hamantarana ireo firenena samihafa izay mampiasa ireto fiteny ireto. Ny sasantsasany amin’ireto fiteny ireto dia ampiasaina any amin’ny firenena maromaro!

  1. gracias (Espaniôla)

  2. malo (Tongan)

  3. thank you (Anglisy)

  4. shukriyaa (Hindi)

  5. spaseba (Rosiana)

  6. arigatō (Japôney)

  7. obrigado (Pôrtogey)

  8. asante (Swahili)

  9. merci (Frantsay)