2017
Tafio ny fiarovanao
March 2017


Ankizy

Tafio ny fiarovanao

Maro ny zavatra ratsy eo amin’izao tontolo izao ankehitriny. Ny filazantsara dia toy ny aro-tratra izay miaro antsika. Vakio ireo zavatra folo nolazain’ny Filoha Eyring fa tokony hataontsika mba ho fiarovana antsika. Avy eo dia manaova sarina aro-tratra ary lokoy!

  1. Mihazona ny andro Sabata ho masina

  2. Manaja ny fisoronana

  3. Manao sy mitandrina fanekempihavanana

  4. Manao asa mikasika ny tantaram-pianakaviana

  5. Mandeha any amin’ny tempoly

  6. Mibebaka

  7. Mivavaka

  8. Manompo ny hafa

  9. Mizara ny fijoroanao ho vavolombelona

  10. Mamaky ny soratra masina