2022
I Elia nampody ny ain’ny zanakalahin’ilay mpitondratena
Jolay/Aogositra 2022


“I Elia nampody ny ain’ny zanakalahin’ilay mpitondratena,” Liahona, Jolay/Aogositra 2022.

Haikanto momba ny Testamenta Taloha

I Elia nampody ny ain’ny zanakalahin’ilay mpitondratena

Sary
I Elia nampody ny ain’ny zanakalahin’ilay mpitondratena

““Nitaraina tamin’i Jehovah [i Elia] hoe: Jehovah Andriamanitro ô, mifona aminao aho, aoka hody aminy indray ny ain’ity zaza ity.

“Ary Jehovah nihaino ny feon’i Elia, dia nody taminy indray ny ain’ny zaza, ka dia velona izy.

“Ary Elia nandray ny zaza ka nitondra azy nidina avy tao an-efi-trano ambony ho ao anaty trano, dia natolony an-dreniny, ka hoy izy: Inty, fa velona ny zanakao.”

“See,” Said Elijah, “Thy Son Liveth,” nataon’i Charles Edmund Brock, Lebrecht History / Bridgeman Images