Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Apôkalipsy 19


DJS, Apôkalipsy 19:15, 21. Ampitahao amin’ny Apôkalipsy 19:15, 21

Mampiasa ny tenin’i Kristy Andriamanitra hamelezana ireo firenena.

15 Ary avy teo am-bavany no niloaka ny tenin’ Andriamanitra, ary amin’izany no hamelezany ireo firenena; ary izy hanapaka azy ireo amin’ny tenin’ny vavany; ary izy no manitsaka ny famiazan-divay amin’ny firehetan’ny fisafoahan’ Andriamanitra Tsitoha.

21 Ny olona sisa dia voavono tamin’ny tenin’ilay nitaingina soavaly; dia teny izay niloaka ny vavany; ary ny voromanidina rehetra dia nivoky tamin’ny nofony.