Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Apôkalipsy 5


DJS, Apôkalipsy 5:6. Ampitahao amin’ny Apôkalipsy 5:6

Irahina maneran-tany ireo mpanompon’ Andriamanitra Roa ambin’ny folo.

6 Dia hitako ary indro, teo afovoan’ny sezafiandrianana sy ireo zavamananaina efatra ary teo afovoan’ireo loholona no nijoro ny Zanakondry, toy ny efa novonoina sady nanana tandroka roa ambin’ny folo sy maso roa ambin’ny folo, izay ny mpanompon’ Andriamanitra roa ambin’ny folo, nirahana nankany amin’ny tany rehetra.