2016
Tempoly am-perinasa miisa 152
November 2016


Tempoly am-perinasa miisa 152

Ankehitriny ny Fiangonana dia manana tempoly am-perinasa miisa 152 maneran-tany. Anisan’ireo tempoly notokanana na naverina notokanana ny Tempolin’i Philadelphie Pennsylvanie [États-Unis], izay notokanana tamin’ny 18 septambra 2016; ny Tempolin’i Fribourg Allemagne, izay naverina notokanana tamin’ny 4 septambra 2016; ary ny Tempolin’i Sapporo Japon, izay notokanana tamin’ny 21 aogositra 2016.

Miisa sivy amby roapolo ireo tempoly hafa fanampiny izay eo an-dalam-panorenana na eo an-dalam-panavaozana na efa nambara. Tafiditra amin’ny fanokanana kasaina hatao ato ho ato ny an’ny Tempolin’i Fort Collins Colorado (16 ôktôbra 2016), ny an’ny Tempolin’i Star Valley Wyoming (30 ôktôbra 2016), ary ny an’ny Tempolin’i Hartford Connecticut (20 nôvambra 2016), izay samy ao États-Unis avokoa.