2011
Zanak’Andriamanitra Isika Rehetra
Aprily 2011


Ho an’ny Ankizy Madinika

Zanak’Andriamanitra Isika Rehetra

Na aiza na aiza toerana onenantsika na manao ahoana na manao ahoana ny endrintsika dia zanak’Andriamanitra daholo isika rehetra. Jereo ireo ankizy ao amin’ny faribolana etsy ambony ary jereo raha afaka mahita azy ireo ao anatin’ny sarintany ianao. Ataovy anaty faribolana ny zaza tsirairay hitanao.