2014
Votoatiny
Nôvambra 2014


Votoatin’ny Nôvambra 2014

Boky 14 • Laharana faha-4

Eo amin’ny Fonony

Eo aloha : Sary nalain’i Nathaniel Ray Edwards.

Ao ambadika: Sary nalain’i Leslie Nilsson.

Sary nandritra ny Fihaonambe

Ireo sary nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany tao Salt Lake City dia nalain’i Welden C. Andersen, Cody Bell, Janae Bingham, Randy Collier, Weston Colton, Craig Dimond, Nathaniel Ray Edwards, Ashlee Larsen, August Miller, Brian Nicholson, Leslie Nilsson, Matthew Reier, Christina Smith, ary Byron Warner; nalain’i Chance Hammock ny tao Alexandria, Virginie, Etazonia; nalain’i Jenifer Ann Lee ny tao Verona, Wisconsin, Etazonia; Nalain’i David Winters ny tao Peachtree Corners, Georgie, Etazonia; nalain’i Rebeca Ríos Benites ny tao San Lorenzo, Paraguay; nalain’i Del Benson ny tao Saipan, Îles Mariannes du Nord; nalain’i Niltza Beatriz Santillan Castillo ny tao Cuauhtémoc, Mexique; nalain’i Wesley Dias ny tao Sobral, Brésil; nalain’i Daniel Sanchez Labajo Jr ny tao Las Piñas, Philippines.; nalain’i Eymard Martin ny tao Waterford, Irlande; nalain’i Michael Morris Jr ny tao Canoas, Brésil.; nalain’i Josué Peña ny tao Bariloche, Argentine; ary nalain’i Samantha Scales ny tao Cape Town, Afrika Atsimo.