2015
Eo amin’ny toerana tokony hisy azy amin’ny fotoana mahamety azy
Ôktôbra 2015


Eo amin’ny toerana tokony hisy azy amin’ny fotoana mahamety azy

Efa nisy olona niteny taminao ve hoe ny zavatra izay nataonao na nolazainao mihitsy no nilainy? Mitranga izany matetika satria maniraka anao amin’ny fotoana izay tokony hanampianao mihitsy ny Ray any An-danitra. Niray feo tamin’ny Fanahy ianao ka afaka nahafantatra izany fitaomana avy tamin’ny Ray any An-danitra izany. Mijanòna ho mendrika sy vonona ny hanampy—tsy fantatrao mihitsy hoe rahoviana ianao no hilainy mba hanampy ireo izay mila fanampiana.

Indro misy tantara roa mikasika ny olona izay nanao izany mihitsy:

Fátima!

Sary nataon’i Bryan Beach

Ireo Lesona mandritra ny Alahady

Ny lohahevitra amin’ity volana ity:

Lasa tahaka an’i Kristy kokoa