2022
Mandeha amin’ny fahazavan’ny Tompo
Septambra 2022


“Mandeha amin’ny fahazavan’ny Tompo,” Liahona, Sept. 2022.

Haikanto momba ny Testamenta Taloha

Mandeha amin’ny fahazavan’ny Tompo

Sary
ny mpamonjy nandeha niaraka tamin’ny ondry roa

“Ry taranak’i Jakoba, Avia, ary aoka isika handeha amin’ny fahazavan’i Jehovah.”

He Leadeth Me [Mitarika ahy Izy], nataon’i Yongsung Kim, sary nahazoana lalana avy amin’ny HavenLight.com