2021
Nantsoin’ny Tompo
Jolay 2021


Avia, hanaraka Ahy

Nantsoin’ny Tompo

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 77–80

Sary
article on missionary callings

Tahaka an’i Jareda i Carter sy i Stephen Burnett (jereo ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 79 sy 80), ireo misiônera maoderina ihany koa dia mila tenivavolombelona fa nantsoin’ny Tompo izy ireo.

Misiônera an’arivony maro no tsy maintsy niova antso noho ny coronavirus. Ohatra, i Curtis sy i Romana Miller dia voatendry indray tamina misiôna hafa noho ilay tsimok’aretina. Nijoro ho vavolombelona izy ireo hoe: “Manana fijoroana ho vavolombelona matanjaka izahay fa tsy ny toerana hanompoana no zava-dehibe fa ny finiavana hanompo. Rehefa avelantsika hitarika ny fiainantsika ny tanan’ny Mpamonjy dia hataony mendrika ho amin’ity asa ity isika.”