Zatovo
Ahoana ny momba ny … ?


Ahoana ny momba ny … ?” Ho zatovo mahery: Torolalana amin’ny fanaovana safidy (2022)

“Ahoana ny momba ny … ?,” Ho zatovo mahery!

Ahoana ny momba ny … ?

Ireto misy lohahevitra maromaro mety hanananao fanontaniana. NyHo zatovo mahery! dia tsy miresaka tsirairay izany zavatra izany, kanefa mampianatra fahamarinana mandrakizay izay afaka manampy anao handray fanapahan-kevitra momba ireo lohahevitra ireo izany. Ho hitanao ao amin’ireo pejy voatanisa eto ambany ireo fahamarinana ireo.