2017
Fitiavana be dia be
October 2017


ankizy

Fitiavana be dia be

Sary
lots of love

Rehefa mamaky ny soratra masina isika na mivavaka, dia afaka mahatsapa hoe hatraiza ny fitiavan’ny Ray any An-danitra sy i Jesoa antsika. Lokoy ny fo iray isaky ny mivavaka na mamaky ny soratra masina ianao. Inona ihany koa no azonao atao mba hahatsapana ho akaiky kokoa ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy?