2010–2019
Tatitra momba ny Antontan’isa ho an’ny taona 2016
Aprily 2017


Tatitra momba ny Antontan’isa ho an’ny taona 2016

Namoaka izao antontan’isa manaraka izao ny Fiadidiana Voalohany, izay mahakasika ny toe-java-misy ao amin’ny Fiangonana hatramin’ny 31 desambra 2016.

Vondrona ao amin’ny Fiangonana

Tsatòka

3.266

Misiôna

421

Distrika

556

Paroasy sy sampana

30.304

Ny isan’ireo mpikamban’ny Fiangonana

Isan’ireo mpikamban’ny Fiangonana maneran-tany

15.882.417

Ireo zaza izay nampidirina tao amin’ny firaketana

109.246

Ireo niova fo vita batisa

240.131

Misiônera

Misiônera manompo amin’ny fotoana feno

70.946

Misiônera mpanao asa fanompoana ao amin’ny Fiangonana

33.695

Tempoly

Ireo tempoly notokanana tamin’ny 2016 (Provo City Center, i Sapporo Japana, i Philadelphie Pennsylvanie, i Fort Collins Colorado, i Star Valley Wyoming, ary i Hatfort Connecticut)

6

Tempoly naverina notokanana (Suva Fiji sy i Fribourg Alemana)

2

Tempoly amperin’asa tamin’ny fiafaran’ny taona

155