2021
Hong Kong, Repoblika entim-bahoakan’i Sina
Martsa 2021


Eto ny Fiangonana

Hong Kong, Repoblika entim-bahoakan’i Sina

Sary
family playing together at a park

Sary nalain’i Cody Bell

Ny ankamaroan’ny olona dia mihevitra an’i Hong Kong ho tanàna misy seranana feno olona. Saingy tsy dia be olona ny toerana manodidina ny renivohitra. Rehefa mijery ny mpifanila vodirindrina iray, dia indreo misy ankohonana iray mpikambana ao amin’ny Fiangonana izay ahitana taranaka mifandimby telo, miara-mankafy ny fotoana ao amin’ny valan-javaboary akaikin’ny tranon’izy ireo.

Nitombo avo roa heny ny mpikambana tao anatin’ny 10 taona lasa

Tsatòka 6, misiôna 1, tempoly 1

1949: Niorina ny foiben’ny misiôna

Maneho fikarakarana tena izy amin’ny hafa

Alaina sary ao anatina fiaran-dalamby any Hong Kong ny renim-pianakaviana sy zanakavavy Carrie Shuk-fan Leung sy Shayla Suet-yee Leung. Rehefa nanontaniana momba ny fanompoana ny Rahavavy Carrie Leung dia nilaza hoe: “Rehefa maneho fikarakarana tena izy ho an’ireo manodidina antsika isika dia manompo isika.”