2021
Ireo fitahiana entin’ny fisoronana
Septambra/Ôktôbra 2021


Avia, hanaraka Ahy

Ireo fitahiana entin’ny fisoronana

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 107

Sary
hand pulling aside a curtain

Sary avy amin’ny Getty Images

“Matetika loatra isika no mampifangaro ny herin’ny fisoronana amin’ireo lehilahy ato am-piangonana. Ny fisoronana dia ilay hery sy fahefan’ Andriamanitra nomena mba ho fanavotana sy fitahiana ho an’ny rehetra—lehilahy sy vehivavy ary ankizy.

“Mety hanokatra ny lambam-baravarana mba hidiran’ilay hazavana mafana ao an-trano ny lehilahy iray, kanefa tsy an’ilay lehilahy ny masoandro na ny hazavana na ny hafanana entin’izany. Ireo fitahian’ny fisoronana dia lehibe lavitra noho ilay lehilahy iray izay angatahina mba hanatanteraka ilay herin’ny fisoronana.”

—Ny Loholona Neil L. Andersen ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo, “Hery ao amin’ny Fisoronana,” Liahona, nôv. 2013, 92.

Fifanakalozan-kevitra

Oviana ianao no nahatsapa ny herin’ny fisoronana niasa teo amin’ny fiainanao?