2010–2019
Fanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny Fiangonana
Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aprily 2019


Fanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny Fiangonana

Ankehitriny aho dia hanolotra aminareo ireo Manampahefana Ambony, sy ireo Fitopololahin’ny Vondrom-paritra ary ireo Fiadidian’ny Vondrona Fanampiny maneran-tany an’ny Fiangonana mba hotohanana.

Aroso amintsika ny hanohanana an’i Russell Marion Nelson amin’ny maha-mpaminany sy mpahita ary mpanambara azy ary Filohan’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany; Dallin Harris Oaks amin’ny maha-Mpanolotsaina Voalohany azy ao amin’ny Fiadidiana Voalohany; ary Henry Bennion Eyring amin’ny maha-Mpanolotsaina Faharoa azy ao amin’ny Fiadidiana Voalohany.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy, dia afaka maneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana an’i Dallin H. Oaks ho Filohan’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo ary i M. Russell Ballard ho Filoha mpisolo toerana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo.

Ireo izay manohana dia aoka haneho izany.

Raha misy manohitra dia afaka maneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana ireto manaraka ireto ho mpikambana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo: M. Russell Ballard, Jeffrey R. Holland, Dieter F. Uchtdorf, David A. Bednar, Quentin L. Cook, D. Todd Christofferson, Neil L. Andersen, Ronald A. Rasband, Gary E. Stevenson, Dale G. Renlund, Gerrit Walter Gong, ary Ulisses Soares.

Ireo izay manohana dia aoka haneho izany.

Izay manohitra dia afaka maneho izany koa.

Aroso amintsika ny hanohanana ireo mpanolotsaina ao amin’ny Fiadidiana Voalohany sy ireo Apôstôly Roambinifolo ho mpaminany sy mpahita ary mpanambara.

Izay rehetra manohana dia aoka haneho izany.

Izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany koa.

Aroso amintsika ny hisaorana ireto manaraka ireto tamin’ny naha-Fitopololahin’ny Vondrom-paritra azy ireo: Loholona Victorino A. Babida, Loholona L. Todd Budge, Loholona Peter M. Johnson, Loholona John A. McCune, Loholona Mark L. Pace, Loholona James R. Rasband, ary Loholona Benjamin M. Z. Tai.

Ireo izay maniry ny hiaraka aminay haneho fankasitrahana ho an’ireo rahalahy ireo noho ny asa fanompoana feno fandavantena vitan’izy ireo dia aoka haneho izany amin’ny fananganana tanana.

Aroso amintsika ny hisaorana miaraka amin’ny fankasitrahana avy amin’ny fo ny Rahalahy Tad R. Callister, Devin G. Durrant, ary Brian K. Ashton tamin’ny naha-Fiadidian’ny Sekoly Alahady maneran-tany azy ireo.

Ireo rehetra izay te hiaraka aminay haneho fankasitrahana ho an’ireo rahalahy ireo noho ny asa fanompoana niavaka nataon’izy ireo, dia aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana ireto manaraka ireto amin’ny maha-Fitopololahy Manampahefana Ambony azy ireo: Rubén V. Alliaud, Jorge M. Alvarado, Hans T. Boom, L. Todd Budge, Ricardo P. Giménez, Peter M. Johnson, John A. McCune, James R. Rasband, Benjamin M. Z. Tai, ary Alan R. Walker.

Izay rehetra manohana dia aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra, dia aoka haneho izany koa.

Aroso amintsika ny hanohanana ireto manaraka ireto ho Fitopololahin’ny Vondrom-paritra: Solomon I. Aliche, Guillermo A. Alvarez, Daren R. Barney, Julius F. Barrientos, James H. Bekker, Kevin G. Brown, Mark S. Bryce, A. Marcos Cabral, Dunstan G. B. T. Chadambuka, Alan C. K. Cheung, Christian C. Chigbundu, Paul N. Clayton, Karim Del Valle, Hiroyuki Domon, Mernard P. Donato, Mark D. Eddy, Zachary F. Evans, Henry J. Eyring, Sapele Fa’alogo Jr., David L. Frischknecht, John J. Gallego, Efraín R. García, Robert Gordon, Mark A. Gottfredson, Thomas Hänni, Michael J. Hess, Glenn M. Holmes, Richard S. Hutchins, Tito Ibañez, Akinori Ito, Jeremy R. Jaggi, Kelly R. Johnson, Christopher Hyunsu Kim, H. Moroni Klein, ’Inoke F. Kupu, Stephen Chee Kong Lai, Victor D. Lattaro, Tarmo Lepp, Itzcoatl Lozano, Kevin J. Lythgoe, Edgar P. Montes, S. Ephraim Msane, Luiz C. D. Queiroz, Ifanomezana Rasolondraibe, Eduardo Resek, Tomás G. Román, Ramon E. Sarmiento, Jonathan S. Schmitt, Vai Sikahema, Denelson Silva, Luis Spina, Carlos G. Suffert, Voi R. Taeoalii, Sergio R. Vargas, ary Markus Zarse.

Izay rehetra manohana dia aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana an’i Mark L. Pace ho Filohan’ny Sekoly Alahady maneran-tany, miaraka amin’i Milton da Rocha Camargo ho Mpanolotsaina Voalohany ary i Jan Eric Newman ho Mpanolotsaina Faharoa.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Izay manohitra dia afaka maneho izany koa.

Aroso amintsika ny hanohanana ireo Manampahefana Ambony, Fitopololahin’ny Vondrom-paritra, sy ireo Fiadidian’ny Vondrona Fanampiny araka izay misy ankehitriny.

Izay rehetra manohana dia aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany.

Ry Filoha Nelson, voarakitra ny fanohanana. Manasa ireo izay mety ho nanohitra na iza na iza tamin’ireo natolotra izahay mba hifandray amin’ny filohan’ny tsatòkany.

Ry rahalahy sy anabavy, misaotra anareo izahay noho ny finoana tsy tapaka asehonareo sy ny vavaka ataonareo ho an’ireo mpitarika ao amin’ny Fiangonana.

Ankehitriny dia manasa ireo Fitopololahy Manampahefana Ambony vaovao sy ny fiadidian’ny Sekoly Alahady maneran-tany vaovao izahay mba haka ny toerany ety amin’ny lampihazo.