2013
Pejy holokoina
Aprily 2013


Pejy Holokoina

Sary nataon’i Jared Beckstrand

I Jesoa Nandeha teny Ambonin’ny Rano

“Ary nony nahita Azy nitsangantsangana tambonin’ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra.

“Ary Jesoa niteny taminy niaraka tamin’izay hoe: Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra” (Matio 14:26–27).