2017
Lisin’ny Paska
April 2017


Lisin’ny Paska

Sary
Easter lilies activity

Ny lisy fotsy tsara tarehin’ny Paska dia afaka mampahatsiahy antsika ilay andro mahafinaritra nitsanganan’i Jesoa tamin’ny maty. Misy lisy fotsy dimy miafina ao amin’io sary io. Isaky ny mahita iray ianao dia milazà zavatra iray nianaranao momba an’i Jesoa.