2021
En ligne ihany
Septambra/Ôktôbra 2021


Pejy eo an-toerana

En ligne ihany

“Rehefa nahita ny zavatra hitako androany aho . . . novain’ izany tanteraka ny fomba fijeriko ny zavatra azontsika atao miaraka. Mamorona sehatra hampitomboana ny fahaiza-manao ananan’ny vahoakantsika Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany.” I Lindiwe Zulu, izay Minisitry ny fampandrosoana ny fiainana ara-tsôsialy ao Afrika Atsimo, dia nankafy ny fivoriana fanasan’ny Tompo sy ny fitsidihana ireo biraon’ny Vondromparitry ny Fiangonana ary ireo fivoriana niarahana tamin’ny Filohan’ny Vondromparitra ny aprily teo. Jereo ity horonan-tsary ity ary mamakia misimisy kokoa mikasika ny zavatra niainany amin’ny alalan’ny fitsidihana ny pejy Facebook Afrika Atsimo:

https://www.facebook.com/churchofjesuschristafricasouth