Hira
Ataovy izay ataoko


142

Ataovy izay ataoko

Mavitribitrika

Ataovy ‘zay ataoko.

Ndao hanaraka ahy!

Ataovy ‘zay ataoko.

Ndao hanaraka ahy!

Na any ambony na any ambany,

na haingana na miadana ‘zany.

Ataovy ‘zay ataoko.

Ndao hanaraka ahy!

Ataovy ‘zay ataoko.

Ndao hanaraka ahy!

Fihetsika azo atao: manao kodiarana amin’ny tanana, mampihatoka ny loha, mitehaka, mamafa trano sns.

Tonony: Tsy fantatra anarana

Feony: Vakodrazana

©1963 an’ny D. C. Heath and Company. Naverina natonta rehefa nahazo lalana. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.