Hira
Izaho hiara-dalana aminao


78

Izaho hiara-dalana aminao

Mitaona moramora

Raha toa ka hafa famindr(a) ianao,

ao ‘reo hiala sy handao

fa ts(y) izaho! Ts(y) izaho!

Raha toa ka hafa fiteny ianao

ao ‘reo hihomehy tsotr(a) izao

fa ts(y) izaho! Ts(y) izaho!

‘Zaho hiara-dalana aminao

satria izaho tia anao.

Jesoa tia tsisy fepetra,

tia ny olona rehetra

ka hanao ‘zany aho.

Jesoa koa dia nitahy

sy niantso hoe : « Manaraha Ahy ».

Ka hanao ‘zany aho,

ka hanao ‘zany aho.

‘Zaho hiara-dalana aminao

satria izaho tia anao.

Tonony: Carol Lynn Pearson, ter. 1939 ©1987 IRI

Feony: Reid N. Nibley, 1923–2008 © 1987 IRI

Jaona 13:15