Hira
Tontolo mahafinaritra


123

Tontolo mahafinaritra

Malefaka

1. He! Tiako tokoa ny tontolo misy ahy

izay noforonin’ny Tompo mba ho ahy—

2. Masoandro, voninkazo mahasondriana,

tokantrano soa ary fianakaviana.

Tonony sy feony: Moiselle Renstrom, 1889–1956. Fandrindrana © 1989 IRI

Genesisy 1